BEKOTO (Mahaleo) à Saint Germain les Arpajon (91) + Rak Roots + Nate Tex

Saint-Germain-Lès-Arpajon (Essonne) • Samedi 12 février 2022, 19h00
BEKOTO (Mahaleo) à Saint Germain les Arpajon (91) + Rak Roots + Nate Tex

Hovoaintsika amin’ny 7 ora hariva ny varavarana amin’izay isika milamina tsara.
Misy tsakitsaky sy java-pisotro eny an-toerana.

Hiaraka hihira, hihira tsirairary ary hiaraka hiredona ireo hira tena mamintsika rehetra.
Samy hahazo ny anjarany avy ny tsirairay ary mbola hisy vahiny hafa ho hasaina hanafana ny seho.
? Raha mila fanazavana fanampiny :
Laharana : 06 25 27 11 06 na 06 59 50 09 36
Ho hajaintsika ny fepetra rehetra. Samia mitandrina isika rehetra.
Tehaka mafy be ho an’ny mpanohana sy ny namana rehetra manampy.
Tsy handrinay sahady ny fiaonana aminareo.
Salanitra e!!

-

  • Un concert annoncé dans l'Agenda de Madagascar-musiques.net

-

Autres événements à Saint-Germain-Lès-Arpajon

Mai à Vélo 2026
1 - 31 mai

Mai à Vélo 2026

Faites parcourir à votre communauté le plus de kilomètres au mois de mai ! Retrouvez tous les cla...

L'IA et la guerre de la vérité
Mercredi 25 mars, 14h00

L'IA et la guerre de la vérité

Un atelier mené par des journalistes qui vous invite à aiguiser votre esprit critique en vous pen...